Faingàna, rey olona, hanatona an'i Jesoa
'Zay fanazavàna ny fanahintsika. |
Presto, gente, venite a Gesù
Le vostre anime saranno illuminate. |
1. Tonga ny Mesia, ilay Tompon'Aina,
Koa mba manatòna ny Mpamonjintsika. |
1. È venuto il Messia, il Signore della Vita,
Quindi, ti prego, vieni al nostro Salvatore. |
2. Indro ny anjely faly sy variana,
Ka mihoby azy any an-danitra any. |
2. Ecco l'angelo felice e assorto,
Quindi rallegralo in paradiso. |
3. Mahafatifaty ilay Zazakely
teraka any an-tsaha any Betlehema. |
3. Un bambino carino
è nato nei campi di Betlemme. |
4. Izy no namorona tany aman-danitra,
Ka ny tranon'omby no trano fidiny. |
4. Creò i cieli e la terra,
Ma la stalla è la casa che sceglie. |
5. Mampangorakoraka ny fanetren-tenan'
Ny nanao antsika tonga namantsika. |
5. La sua umiltà ispira compassione
E' Lui che ci ha resi amici. |
1 - Misy rantsana mitsiry amin'ny fototr'i Jese,
Misy solofo feno ny herin'i Iaveh. | 1 - Dalla radice di Iesse germoglia un ramo, La potenza di Yahweh è piena di rami. |
Noely, noely, noely, indro tonga Zazakely,
Noely, noely, noely, hanavotra an'Israely Ny Tompo tsitoha, noely, noely. |
Natale, Natale, Natale, ecco che arriva il tesoro,
Natale, Natale, Natale, per salvare Israele Il Signore Onnipotente, Natale, Natale. |
2 - Izay osa matokia, ary izay ory mihirà,
F'indro ny Mpamonjy no fanomezan'i Iaveh. |
2 - Chi è debole confida, e chi è afflitto canta,
Ecco, il Salvatore è il dono di Iahveh. |
3 - 'Lay Mpanavotra mahery no mpanome fiadanam-po,
Ka mifalia 'reo 'zay tsara sitrapo. |
3 - Il potente Redentore è portatore di pace,
Rallegratevi dunque, persone di buona volontà. |
4 - Dia mandray anao ny Nosy, ry fanomezan'i Iaveh
Ary mba raiso 'zany fisaoran'ny fonay. |
4 - Ti accoglie l'Isola, dono del Signore
Ti preghiamo accetta i ringraziamenti del nostro cuore. |